Genesisy 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Samy nomen’ny rainy fanomezana be dia be izy ireo, dia volafotsy sy volamena sy zava-tsarobidy ary tanàna voaro mafy tany Joda.+ Ny fanjakana kosa nomeny an’i Jorama+ satria izy no lahimatoa.
3 Samy nomen’ny rainy fanomezana be dia be izy ireo, dia volafotsy sy volamena sy zava-tsarobidy ary tanàna voaro mafy tany Joda.+ Ny fanjakana kosa nomeny an’i Jorama+ satria izy no lahimatoa.