-
Josoa 10:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary namely an’ireo mpanjaka ireo i Josoa taorian’izay ka namono azy ireo ho faty, dia nahantony teo amin’ny tsato-kazo* dimy izy ireo. Nihantona teo izy ireo mandra-paharivan’ny andro.
-
-
Asan’ny Apostoly 10:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Ary vavolombelon’ny zava-drehetra nataony tany amin’ny tanin’ny Jiosy sy tany Jerosalema izahay. Novonoin-dry zareo anefa izy ka nahantony teo amin’ny tsato-kazo.*
-