Galatianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nividy antsika i Kristy,+ ka nanafaka antsika+ tamin’ny ozon’ny Lalàna rehefa nanaiky ho voaozona hisolo antsika. Fa voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+
13 Nividy antsika i Kristy,+ ka nanafaka antsika+ tamin’ny ozon’ny Lalàna rehefa nanaiky ho voaozona hisolo antsika. Fa voasoratra hoe: “Voaozona izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.”+