-
Asan’ny Apostoly 10:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ny ampitson’iny, raha mbola teny an-dalana izy ireo sady efa akaiky an’ilay tanàna, dia niakatra tao an-tampon-trano i Petera, tamin’ny ora fahenina* teo ho eo, mba hivavaka.
-