- 
	                        
            
            Levitikosy 21:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 Tsy misy mahazo manatona hanao an’izany ny lehilahy manan-takaitra, izany hoe jamba, malemy tongotra, misy simba ny tarehiny,* lava loatra ny tanany ilany na ny tongony ilany,
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Isaia 56:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Fa izao no tenin’i Jehovah: “Izay lehilahy novosirina ka mitandrina ny sabatako sy mifidy ny hanao izay sitrako ary mifikitra mafy amin’ny fifanekena nataoko,
5 Dia homeko tsangambato sy anarana ao an-tranoko sy ao anatin’ny mandako.
Zavatra tsara kokoa noho ny zanakalahy sy zanakavavy izany.
Anarana maharitra mandrakizay no homeko azy,
Dia anarana tsy hofoanana mihitsy.
 
 -