- 
	                        
            
            Levitikosy 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
10 “‘Izao no atao amin’ny lehilahy manitsakitsa-bady ka maka vadin’olona: Tsy maintsy vonoina ho faty ilay lehilahy manitsakitsa-bady izay naka ny vadin’ny namany. Hovonoina ho faty na ilay lehilahy na ilay vehivavy satria samy nanitsakitsa-bady.+
 
 -