-
Nomery 22:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa mba tongava re atỳ e! Dia ozòny io vahoaka io,+ fa mahery noho izaho izy. Amin’izay aho mety handresy azy dia handroaka azy hiala eto amin’ny taniko. Fantatro tsara mantsy hoe izay tsofinao rano dia tena mahazo fitahiana, fa izay ozoninao kosa dia tena voaozona.”
-
-
Josoa 24:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nitsangana hiady tamin’ny Israely i Balaka zanak’i Zipora sady mpanjakan’i Moaba. Nampanantsoiny àry i Balama zanak’i Beora, mba hanozona anareo.+
-