- 
	                        
            
            Genesisy 46:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Nentin’izy ireo koa ny biby fiompiny sy ny fananana voangony tany Kanana. Dia tonga tany Ejipta i Jakoba sy ny fianakaviany rehetra niaraka taminy.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Salamo 105:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
23 Dia nankany Ejipta i Israely;+
Lasa vahiny nipetraka tany amin’ny tanin’i Hama i Jakoba.
 
 -