-
Jeremia 22:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Hahita loza izay manorina trano nefa manao ny tsy marina,
Ary manao efitra ambony nefa manao ny tsy rariny.
Mampiasa olona izy nefa miasa maina fotsiny izy ireny,
Fa tsy omeny karama.+
-
Matio 20:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Rehefa hariva ny andro, dia hoy izy tamin’ny lehiben’ny mpiasany: ‘Antsoy ny mpiasa dia aloavy ny karamany,+ ka atombohy avy any amin’ny farany mankany amin’ny voalohany.’
-
-
-