-
Rota 2:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Sintony hiala amin’ny amboara koa ny salohim-bary sasany dia avelao eny hotsimponiny, fa aza bedesina izy.”
-
-
Salamo 41:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Sambatra izay miahy ny madinika,+
Fa i Jehovah hamonjy azy amin’ny fotoan-tsarotra.
-