FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Milaza tenim-pahendrena ny molotry ny olona mahay mandinika,+

      Fa natao ho an’ny lamosin’ny tsy ampy saina* kosa ny tsorakazo.+

  • Ohabolana 20:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ny ratra sy ny mangana no manala* ny toetra ratsy rehetra,+

      Ary ny kapoka no manadio ny hatrany anatin’ny fo.

  • Ohabolana 26:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Natao ho an’ny soavaly ny karavasy, ho an’ny ampondra ny lamboridy,+

      Ary natao ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny tsorakazo.+

  • Lioka 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Fa izay tsy nahalala ny sitrapon’ny tompony kosa, nefa nanao zavatra tokony hikapohana azy, dia ho kely kokoa ny kapoka ho azony. Izay nomena betsaka dia hitakiana betsaka, ary izay nanankinana zavatra betsaka dia bebe kokoa noho ny mahazatra no hotakina aminy.+

  • Hebreo 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fa raha azo itokisana ny teny nolazain’ny anjely,+ ary nosazina ara-drariny+ izay nandika lalàna sy tsy nankatò,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara