FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao zavatra tsy nahafaly an’i Jehovah anefa i Era lahimatoan’i Joda, ka novonoin’i Jehovah ho faty. 8 Hoy àry i Joda tamin’i Onana: “Alaivo ho vady* ny vadin’ilay rahalahinao efa maty dia manaova firaisana aminy, mba hanomezana taranaka ho an’ilay rahalahinao.”+

  • Rota 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hoy i Boaza: “Amin’ny fotoana hividiananao an’ilay saha amin’i Naomy, dia tsy maintsy mividy an’ilay izy amin’i Rota Moabita vadin’ny maty koa ianao. Amin’izay mba tsy ho very anarana ny maty sady tsy ho very lova.”+

  • Marka 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Mpampianatra ô, nanoratra ho antsika i Mosesy hoe raha maty ny lehilahy anankiray ka namela vady nefa tsy niteraka, dia tokony hampakatra an’ilay vady navelany ny rahalahiny, ka hanome taranaka ho an’ilay rahalahiny efa maty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara