-
Nomery 27:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Ary nanatona an’i Mosesy ny zanakavavin’i Zelofada,+ zanakalahin’i Hefera, zanak’i Gileada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy tamin’ny fianakaviamben’i Manase zanak’i Josefa. Ireto avy ny anaran’ireo zanany vavy ireo: Mahala, Noa, Hogla, Milka, ary Tirza.
-
-
Nomery 27:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia ny anaran’ny rainay ve dia hofoanana tsy ho eo amin’ny fianakaviany, satria hoe tsy nanan-janakalahy izy? Mba omeo lova koa izahay, hoatran’ny rahalahin-drainay.”
-