Levitikosy 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.
36 Tokony ho mizana marina sy vatomizana marina no ampiasainareo. Tokony hampiasa famarana* marina koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta.