Genesisy 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary teny amin’ny tendrombohitr’i Seira+ hatrany Ela-parana, any an-tany efitra, ny Horita.+ Deoteronomia 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny Horita+ no nipetraka tany Seira taloha. Naka ny tanin’izy ireo anefa ny taranak’i Esao dia nandringana azy. Dia ny taranak’i Esao indray no nipetraka tany,+ hoatran’ny hataon’ny Israely amin’ilay tany homen’i Jehovah ho azy ireo.
12 Ny Horita+ no nipetraka tany Seira taloha. Naka ny tanin’izy ireo anefa ny taranak’i Esao dia nandringana azy. Dia ny taranak’i Esao indray no nipetraka tany,+ hoatran’ny hataon’ny Israely amin’ilay tany homen’i Jehovah ho azy ireo.