Genesisy 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+ Genesisy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+
8 Homeko anao sy ny taranakao handimby anao koa ilay tany ivahinianao,+ i Kanana manontolo, mba ho fanananareo mandrakizay. Dia ho Andriamanitr’izy ireo aho.”+
3 Ary aoka ianao hivahiny eto amin’ity tany ity,+ dia hanampy anao foana aho sady hitahy anao. Ianao sy ny taranakao mantsy no homeko an’ireo tany rehetra ireo.+ Dia hotanterahiko ilay fianianana nataoko tamin’i Abrahama rainao hoe:+