Genesisy 46:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao rehefa any.+ Asan’ny Apostoly 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nidina nankany Ejipta àry i Jakoba,+ dia tany izy no maty,+ ary tany koa no maty ny razambentsika.+
3 Ary hoy Andriamanitra: “Izaho no tena Andriamanitra, ilay Andriamanitry ny rainao.+ Aza matahotra ny hidina any Ejipta, fa hataoko firenena lehibe ianao rehefa any.+
15 Nidina nankany Ejipta àry i Jakoba,+ dia tany izy no maty,+ ary tany koa no maty ny razambentsika.+