-
Levitikosy 26:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana ary lalàna nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny Tendrombohitra Sinay.+
-