3 Rehefa hitan’i Jodasy, ilay namadika azy, fa voaheloka i Jesosy, dia nanenina izy ka naveriny tany amin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ny volafotsy 30 sekely.+ 4 Hoy izy: “Nanota aho fa namadika olona tsy manan-tsiny.” Hoy anefa ireo: “Anao izany fa tsisy idiranay!