-
Deoteronomia 7:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hanolotra azy ireny eo am-pelatananao i Jehovah Andriamanitrao ka handresy azy tanteraka, mandra-paharipaka an’ireny.+
-
-
2 Tantara 14:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Nenjehin’i Asa sy ny miaramilany hatrany Gerara+ ny Etiopianina, ka maty niampatrampatra ary tsy nisy niangana intsony tamin’ny farany. Naripak’i Jehovah sy ny miaramilany mantsy izy ireo. Dia nitondra zavatra be dia be nataony babo ny Joda.
-