-
Levitikosy 26:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “‘Fa raha tsy mihaino ahy kosa ianareo na tsy mankatò an’ireo didy rehetra ireo,+
-
-
1 Samoela 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Niady tokoa ny Filistinina, dia resy ny Israely+ ka samy nandositra tany amin’ny tranolainy avy. Ary be dia be no maty tamin’izay. Miaramila 30 000 mpandeha an-tongotra no maty tamin’ny Israely.
-