-
Isaia 5:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Henoko nianiana i Jehovah Tompon’ny tafika hoe
Hisy trano be dia be ho rava sady tsy hisy mponina,+
Na dia lehibe sy tsara tarehy aza,
Ka hihorohoro ny olona hahita an’izany.
-
-
Fitomaniana 5:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nomena ho an’ny vahiny ny lovanay, ary ho an’ny olona avy amin’ny firenen-kafa ny tranonay.+
-