-
Nehemia 9:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Betsaka ny vokatry ny tany, nefa nanota izahay ka lasan’ireo mpanjaka notendrenao hifehy anay izany.+ Manjaka aminay sy ny biby fiompinay araka izay tiany izy ireo, ka mijaly be izahay.
-