Nomery 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nalain’ny Israely daholo àry ireny tanàna ireny. Dia nipetrahan’izy ireo daholo ny tanànan’ny Amorita,+ izany hoe Hesbona sy ny tanàna rehetra niankina taminy.*
25 Nalain’ny Israely daholo àry ireny tanàna ireny. Dia nipetrahan’izy ireo daholo ny tanànan’ny Amorita,+ izany hoe Hesbona sy ny tanàna rehetra niankina taminy.*