-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Deoteronomia 29:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia tezitra be tamin’io tany io i Jehovah, ka nataony tanteraka aminy daholo ny ozona rehetra voasoratra ato amin’ity boky ity.+
-