- 
	                        
            
            Nomery 21:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
26 Fa i Hesbona no tanànan’i Sihona mpanjakan’ny Amorita. Efa niady tamin’ny mpanjakan’i Moaba izy taloha, ka nalainy daholo ny tanin’io mpanjaka io, hatrany Arnona.
 
 -