Eksodosy 12:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Nisy olona maro avy amin’ny firenen-kafa*+ koa niaraka tamin’izy ireo. Ary nentin’izy ireo ny ondry sy ny omby, dia biby fiompy be dia be.
38 Nisy olona maro avy amin’ny firenen-kafa*+ koa niaraka tamin’izy ireo. Ary nentin’izy ireo ny ondry sy ny omby, dia biby fiompy be dia be.