-
Salamo 78:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba
Ary nasiany lalàna teo amin’ny Israely;
Nomeny baiko ny razambenay,
Mba hampahafantatra an’izany amin’ny zanak’izy ireo.+
-