FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ dia miverina aminao+ sy mitalaho famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy+ ary miteny hoe: ‘Nanota izahay sady efa diso ary nanao ratsy’,+

  • Nehemia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miverina amiko kosa ianareo ka manaraka ny didiko sy mankatò an’ireny, dia hangoniko na dia miparitaka any amin’ny faravodilanitra aza. Dia halaiko avy any ianareo,+ ka hoentiko any amin’ilay toerana nofidiko mba hametrahako ny anarako.’+

  • Ezekiela 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Raha tonga saina izy ka miala amin’ny fahadisoana rehetra vitany, dia azo antoka hoe ho velona izy fa tsy ho faty.

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo rovitina,+ fa tsy ny akanjonareo,+

      Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo.

      Fa mangoraka* sy mamindra fo izy, tsy mora tezitra,+ ary tena be fitiavana sy tsy mivadika.+

      Hiova hevitra* izy ka tsy handefa loza indray.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara