-
Genesisy 18:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nitraka izy ka nahita lehilahy telo nijoro terỳ lavidavitra terỳ.+ Rehefa nahita azy ireo izy, dia nihazakazaka avy teo amin’ny fidirana amin’ny tranolainy mba hitsena azy, ka niankohoka tamin’ny tany.
-
-
Mpitsara 13:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia lasa ilay vehivavy nitantara tamin’ny vadiny hoe: “Nisy lehilahin’Andriamanitra nanatona ahy. Hoatran’ny anjelin’ilay tena Andriamanitra no fahitako azy, sady tena mahatalanjona. Tsy nanontaniako hoe avy aiza izy, dia izy koa tsy nilaza ny anarany.+
-
-
Asan’ny Apostoly 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Raha mbola nibanjina ny lanitra teo izy ireo, tamin’ilay Jesosy lasa iny, dia nisy roa lahy niakanjo fotsy+ nijoro tampoka teo akaikin’izy ireo,
-