Nomery 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mikomy amin’i Jehovah anefa ianareo, ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa tsy ampy hohanintsika* ireo. Efa tsy misy miaro an-dry zareo intsony, dia i Jehovah koa manampy antsika,+ fa aza matahotra an-dry zareo.” Deoteronomia 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+ Nehemia 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nanketo amin’ity tany ity àry ny taranak’izy ireo ka naka an’ilay izy ho fananany.+ Nataonao resin’izy ireo ny Kananita nipetraka teto,+ dia ny mpanjakany sy ny mponina tao amin’ilay tany, ka nataony araka izay nitiavany azy.
9 Aza mikomy amin’i Jehovah anefa ianareo, ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa tsy ampy hohanintsika* ireo. Efa tsy misy miaro an-dry zareo intsony, dia i Jehovah koa manampy antsika,+ fa aza matahotra an-dry zareo.”
24 Dia hataony resinao ny mpanjakany,+ ka hofoananao etỳ ambanin’ny lanitra ny anaran’ireny.+ Tsy hisy hahavita hanohitra anao,+ mandra-pandringanao tanteraka an’ireny.+
24 Nanketo amin’ity tany ity àry ny taranak’izy ireo ka naka an’ilay izy ho fananany.+ Nataonao resin’izy ireo ny Kananita nipetraka teto,+ dia ny mpanjakany sy ny mponina tao amin’ilay tany, ka nataony araka izay nitiavany azy.