-
Josoa 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nomen’i Josoa baiko ny olona hoe: “Aza mihorakoraka, ary aza atao heno mihitsy ny feonareo. Aza miteny na indraim-bava aza, mandra-pahatongan’ny andro hilazako aminareo hoe: ‘Mihorakoraha!’ Amin’izay ianareo vao hihorakoraka.”
-