-
Nomery 31:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 ‘Ny volamena, ny volafotsy, ny varahina, ny vy, ny firapotsy, ary ny firamainty ihany, 23 izany hoe izay rehetra mahatanty afo, no ataovy ao anaty afo mba hadio. Hodiovina amin’ny rano fanadiovana+ koa anefa ilay izy. Izay rehetra tsy mahatanty afo kosa dia diovy amin’ny rano.
-