-
Josoa 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia hoy izy ireo taminy: “Ny ainay mihitsy no hataonay antoka! Raha tsy lazainao amin’olona ny anton-dianay, dia ho tsara fanahy* aminao izahay sady hitana ny teninay taminao, rehefa homen’i Jehovah anay ity tany ity.”
-
-
Hebreo 11:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Finoana no nahatonga an’i Rahaba mpivaro-tena tsy ho faty niaraka tamin’ny olona tsy nankatò, satria noraisiny tsara+ ireo mpitsikilo.
-