FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aza mitondra zava-maharikoriko ho ao an-tranonao, sao haringana hoatr’izany zavatra izany koa ianao. Tokony haharikoriko tanteraka anao izany sady ho tena halanao, satria zavatra voatokana haringana.

  • Josoa 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Aza manakaiky an’izay zavatra voatokana haringana,+ sao hotsiriritinareo ireny ka halainareo.+ Ho voatokana haringana mantsy ny tobin’ny Israely ka hahita loza,* raha manao an’izany ianareo.+

  • Isaia 59:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Tsy izany, fa ny fahadisoanareo ihany no mampisaraka anareo amin’Andriamanitrareo.+

      Ny fahotanareo ihany koa no mahatonga azy hanafina ny tarehiny tsy ho hitanareo,

      Ka tsy mety mihaino anareo izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara