Josoa 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahafaty 36 lahy tamin’izy ireo ny olona tao Ay, ka nanenjika azy tany ivelan’ny vavahadin’ny tanàna hatrany Sebarima,* sady mbola namely azy ireo ihany teny am-pidinana. Tsy nanana herim-po intsony àry ny vahoaka.*
5 Nahafaty 36 lahy tamin’izy ireo ny olona tao Ay, ka nanenjika azy tany ivelan’ny vavahadin’ny tanàna hatrany Sebarima,* sady mbola namely azy ireo ihany teny am-pidinana. Tsy nanana herim-po intsony àry ny vahoaka.*