-
Josoa 8:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia nantsoina daholo ny olona tao an-tanàna mba hanenjika an-dry zareo. Nanenjika an-dry Josoa izy ireo ka voatarika lavitra ny tanàna.
-