-
Josoa 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Raha vao nanatsotra ny tanany i Josoa, dia nivoaka haingana avy tao amin’ny toerana niafenany ireo miaramila, ka nihazakazaka nankao amin’ilay tanàna ary naka azy io. Tonga dia nodoran’izy ireo ilay tanàna.+
-
-
Josoa 8:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Dia nodoran’i Josoa i Ay ka korontam-bato mivangongo sisa tavela,+ ary mbola hoatr’izany izy hatramin’izao.
-