Levitikosy 27:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+ Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+
29 Tsy azo avotana koa ny olona efa voaheloka* izay natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo am-pelatananao ireny ka ho resinao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka izy ireny.+ Aza manao fifanekena aminy na miantra azy.+