-
Deoteronomia 27:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Rehefa tonga eny ampitan’i Jordana ianareo, dia atsangano eo amin’ny Tendrombohitra Ebala+ ireo vato ireo, dia lalory,* araka ny didy omeko anareo androany. 5 Rehefa eo ianareo, dia manaova koa alitara vato ho an’i Jehovah Andriamanitrao, nefa aza mampiasa fitaovana vy rehefa manamboatra an’ilay izy.+
-