6 Vato mbola tsy voapaika no hanaovanao an’ilay alitaran’i Jehovah Andriamanitrao, ary manolora fanatitra dorana eo amboniny, ho an’i Jehovah Andriamanitrao. 7 Dia manolora sorona iombonana,+ ka hano eo izany.+ Ary hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao.+