Josoa 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Niampita an’i Jordana ianareo avy eo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mpitarika* tao Jeriko, sy ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita, ary ny Jebosita. Nataoko resinareo anefa izy ireny.+
11 “‘Niampita an’i Jordana ianareo avy eo,+ ka tonga tao Jeriko.+ Ary niady taminareo ny mpitarika* tao Jeriko, sy ny Amorita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hetita, ny Girgasita, ny Hivita, ary ny Jebosita. Nataoko resinareo anefa izy ireny.+