-
Deoteronomia 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Raha manatona tanàna iray ianao mba hiady aminy, dia lazao amin’ny mponina ao izay tokony hataony mba tsy hisian’ny ady.+
-
-
Deoteronomia 20:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Hoatr’izany no hataonao amin’ny tanàna lavitra be rehetra, izay tsy anisan’ny tanànan’iretsy firenena etsy akaiky iretsy.
-