Nomery 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+ Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+
2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no tokony hotompoinao,+ ary amin’ny anarany ianao no tokony hianiana.+