-
Josoa 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Dia nankany amin’i Josoa tao amin’ny toby tany Gilgala izy ireo,+ ka niteny taminy sy tamin’ny lehilahy israelita hoe: “Avy any an-tany lavitra izahay. Koa mba manaova fifanekena aminay.”
-
-
Josoa 9:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Telo andro taorian’ny nanaovan’ny Israelita fifanekena tamin’izy ireo anefa, dia henony fa teny amin’ny manodidina azy teny akaiky teny ihany izy ireo no nipetraka.
-