-
Nomery 32:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hiomana hiady foana anefa izahay,+ sady handeha eo alohan’ny Israelita, mandra-pitondranay azy any amin’ny taniny. Ny zanakay kosa hipetraka ao amin’ny tanàna misy manda, dia ho voaro amin’ny mponina eto amin’ity tany ity.
-
-
Nomery 32:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Dia hoy ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena tamin’i Mosesy: “Izay andidian’ny tompoko mihitsy no hataon’ny mpanomponao.
-