-
Deoteronomia 3:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hoy àry i Jehovah tamiko: ‘Aza matahotra azy fa hataoko resinao izy sy ny tafiny manontolo ary homeko anao ny taniny. Hataonao hoatran’i Sihona izy, dia ilay mpanjakan’ny Amorita nipetraka tao Hesbona.’
-
-
Deoteronomia 20:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 “Raha mandeha miady amin’ny fahavalonao ianao, ka hitanao fa betsaka noho ny anao ny soavaliny sy ny kalesiny ary ny miaramilany, dia aza matahotra azy. Manampy anao mantsy i Jehovah Andriamanitrao, ilay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta.+
-