Isaia 28:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hitsangana hoatran’ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima i Jehovah,Ary hihetsika toy ny teo amin’ny lohasaha* eo akaikin’i Gibeona,+Mba hanao zavatra, dia zavatra hafahafa,Ary mba hanatanteraka ny asany, dia ilay asany tsy mahazatra.+
21 Fa hitsangana hoatran’ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima i Jehovah,Ary hihetsika toy ny teo amin’ny lohasaha* eo akaikin’i Gibeona,+Mba hanao zavatra, dia zavatra hafahafa,Ary mba hanatanteraka ny asany, dia ilay asany tsy mahazatra.+