2 Samoela 1:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanao an’ity hira fisaonana an’i Saoly sy Jonatana+ zanany ity i Davida, 18 sady nilaza fa tokony hampianarina ny vahoakan’ny Joda ity hira antsoina hoe “Ilay Tsipìka” ity, izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara:+
17 Ary nanao an’ity hira fisaonana an’i Saoly sy Jonatana+ zanany ity i Davida, 18 sady nilaza fa tokony hampianarina ny vahoakan’ny Joda ity hira antsoina hoe “Ilay Tsipìka” ity, izay voasoratra ao amin’ny bokin’i Jasara:+