Deoteronomia 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hovonoina ho faty ny olona sahisahy ratsy ka tsy mihaino an’ilay mpisorona manompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino an’ilay mpitsara.+ Esory eo amin’ny Israely ny ratsy.+
12 Hovonoina ho faty ny olona sahisahy ratsy ka tsy mihaino an’ilay mpisorona manompo an’i Jehovah Andriamanitrao, na tsy mihaino an’ilay mpitsara.+ Esory eo amin’ny Israely ny ratsy.+